4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Antom-piainako - Groupe francka

Soa lehibe tsy haiko hampitahaina

Tsy azoko soloina na vidiana

Ny famonjena izay natolotrao Jeso

Nefa aho mpanota sy mpania



Tsy hisy hasoloko Anao Jeso

Tsy hisy hatakaloko ny anaranao

Satria antom-piainako Ianao

Antom-piainako ianao

Partager antom-piainako

Commenter antom-piainako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe francka